1 / 99

Vol. 1

J ESOSY. HAFATR’I. ho an’ny. Andro farany. Vol. 1. “ Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20). S ABBATH M ORNING E VANGELISM. NY FITSARAN’

kineks
Download Presentation

Vol. 1

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. JESOSY HAFATR’I ho an’ny Androfarany Vol. 1 “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)

  2. SABBATH MORNING EVANGELISM

  3. NY FITSARAN’ ANDRIAMANITRA SY… GOD’S JUDGMENT AND GREAT 2300 DAY PROPHECY ILAY FAMIANIANA LEHIBE NY AMIN’NY 2300ANDRO

  4. II Korintiana 5:10 “Fa isika rehetra dia samy tsy maintsy ho hita toetra miharihary eo amin’ny fitsaran’i Kristy,…

  5. II Korintiana 5:10 … mba handraisan’ny olona rehetra izay zavatra nataon’ny tenany, dia araka izay nataony, na tsara na ratsy.”

  6. Mpitoriteny 12:14 “Fa ny atao rehetra dia ho entin’Andriamanitra ho amin’ny fitsarana ny zava-miafina rehetra, na soa na ratsy.”

  7. Apokalypsy 14:6 “Ary hitako fa, nisy anjely iray koa nidina teo afovoan’ny lanitra, nanana filazantsara mandrakizay…

  8. Apokalypsy 14:6 … hotoriana amin’izay monina ambonin’ny tany sy amin’ny firenena sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny olona rehetra.”

  9. Apokalypsy 14:7 “Nanao tamin’ny feo mahery hoe: Matahora an’Andriamanitra, ka omeo voninahitra Izy; fa tonga ny andro fitsarany; ary miankohofa…

  10. Apokalypsy 14:7 … eo anoloan’izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.’”

  11. Apokalypsy 22:12 “Indro avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany.”

  12. Apokalypsy 20:11 “Ary hitako fa nisy seza fiandrianana fotsy lehibe sy Ilay mipetraka eo amboniny; ny tany sy ny lanitra nandositra ny tavany, ka tsy nisy hitoerany intsony.”

  13. Apokalypsy 20:12 “Ary nahita ny maty aho, na ny lehibe na ny kely, nitsangana teo anoloan’ny seza fiandrianana; ary novelarina ny boky;…

  14. Apokalypsy 20:12 arynisy boky iray novelarina, dia ny Bokin’ny Fiainana izany;

  15. Apokalypsy 20:12 ary ny maty dia notsaraina araka izay voasoratra teo anatin’ny boky, araka ny asany.”

  16. Apokalypsy 20:13, 15 “Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny; ary ny Fahafatesana sy ny Fiainan-tsi-hita namoaka ny maty tao aminy…

  17. Apokalypsy 20:13, 15 …dia samy notsaraina araka ny asany izy...

  18. Apokalypsy 20:13, 15 Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin’ny Bokin’ny Fiainana, dia natsipy tany amin’ny farihy afo izy.”

  19. Romana 2:3 “Ary ianao, ralehilahy…moa ataonao va fa afa-mandositra ny fitsaran’Andriamanitra ianao?”

  20. Matio 7:22, 23 “Maro no hanao amiko amin’izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin’ny anaranao va izahay? Ary tsy efa namoaka demonia tamin’ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin’ny anaranao va izahay?’

  21. Matio 7:22, 23 Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko ianareo mpanao meloka!’”

  22. Daniela 8:14 “Telonjato sy roa arivo andro; ary nony afaka izany, dia amin’izay vao hodiovina ny Fitoerana Masina.”

  23. Ezekiela 4:6 “...ny indray andro no nataoko solon’ny herintaona ho anao.”

  24. 2300 taona?

  25. Daniela 9:24 “Fito-polo herinandro no voatendry ho an’ny firenenao sy ny tanànanao masina, hahatapaka ny fahadisoana sy hanampiana ny fahotana, ary hanao…

  26. Daniela 9:24 …fanavotana noho ny heloka sy hampiditra fahamarinana mandrakizay, ary hanisy tombo-kase ny fahitana sy ny faminaniana sy hanosotra izay masina indrindra.”

  27. 70 herinandro = 490 taona 7 taona 483 taona 3.5 3.5 NOTORAHAM-BATO I STEFANA NOHAVAOZINA I JEROSALEMA MESIA ANDRIANA MITSAHATRA NY FANATITRA 457 Talohan’i Kristy 27 Taorian’i Kristy 31 Taorian’i Kristy 34 Taorian’i Kristy

  28. Daniela 9:25 “Koa aoka ho fantatrao sy ho azonao fa hatramin’ny hivoahan’ny didy hanavaozana sy hanamboarana an’i Jerosalema ka hatramin’i Mesia Andriana

  29. Daniela 9:25 dia ho fito herinandro sy roa amby enim-polo herinandro.”

More Related