1 / 101

Vol. 1

J ESOSY. HAFATR’I. ho an’ny. Andro farany. Vol. 1. “ Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20). NY MARIKY NY BIBIDIA. Iza no bibidia? Inona no mariny?.

keefe
Download Presentation

Vol. 1

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. JESOSY HAFATR’I ho an’ny Androfarany Vol. 1 “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)

  2. NY MARIKY NY BIBIDIA

  3. Iza no bibidia? Inona no mariny? 666 ve no tarehimariny? Famaizana goavana no hianjera amin’ireo izay mandray izany marika izany. Fadio tanteraka izany.

  4. Apokalypsy 14:9 “Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin’ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan’ny bib-dia sy ny sariny,

  5. Apokalypsy 14:9 ka mandray ny marika eo amin’ny handriny na amin’ny tànany...’”

  6. Apokalypsy 14:10 “…dia izy koa no hisotro ny divain’ny fahatezeran’Andriamanitra, izay naidina tao anatin’ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra,

  7. Apokalypsy 14:10 sady hampijalina amin’ny afo sy solifara eo anatrehan’ny anjely masina sy eo anatrehan’ny Zanak’ondry.”

  8. Ohabolana 22:3 “Na mahira-tsaina mahatsinjo ny loza ka miery; fa ny kely saina kosa mandroso ka voa.”

  9. Apokalypsy 13:1 “Ary hitako fa, indro, nsy bibi-dia niakatra avy tamin’ny ranomasina,...

  10. Apokalypsy 13:1 …nanan-tandroka folo sy loha fito, ary tamin’ny tandrony dia nisy diadema folo; ary tamin’ny lohany dia nisy anarana fitenenan-dratsy.”

  11. Apokalypsy 13:2 “Ary ny bibi-dia izay efa hitako dia tahaka ny leopard, ary ny tongony tahaka ny an’ny bera, ary ny vavany tahaka ny vavan’ny liona...”

  12. Daniela 7:17, 23 “Ireo biby lehibe efatra ireo dia mpanjaka efatra izay hitsanga avy amin’ny tany… Ilay fahefatra amin’ny biby dia fanjakana fahefatra ety ambonin’ny tany…”

  13. Apokalypsy 13:2, 5 “Ary ilay dragona nanome azy ny heriny sy ny seza fiandrianany ary ny fahefana lehibe... Dia nomena lela miteny zavatra mihoampampana sy fitenenan-dratsy izy,…

  14. Apokalypsy 13:2, 5 …ary nomena fahefana mba hiasa roa amby efa-polo volana.”

  15. Apokalypsy 12:9 “Ary nazera ilay dragona, dia ilay menarana ela, izay atao hoe Devoly sy Satana, izay mamitaka izao tontolo izao;

  16. Apokalypsy 12:9 dia nazera tamin’ny tany izy, ary ny anjeliny koa niaraka nazera taminy.”

  17. Apokalypsy 12:3, 5 “...Ary ny dragona nijanona teo anatrehan’ilay vehivavy efa hiteraka mba handrapaka ny zanany, raha vao teraka…

  18. Apokalypsy 12:3, 5 …ary niteraka zazalahy izy, izay efa hanapaka ny firenena rehatra amin’ny tehim-by; ary ny zanany novonjena faingana nakarina ho any amin’Andriamanitra, dia ho any amin’ny seza fiandrianany.”

  19. Apokalypsy 13:2 “Ary ilay dragona (Roma jentilisa) nanome azy (ilay bibidia) ny heriny, sy ny seza fiandrianany, ary fahefana lehibe.”

  20. “Rehefa avy nifandimby tao Roma ny Kaisara dia nifandimby tao indray ny papa.” La Blanca, mpampianatra tantara ao amin’ny Oniversiten’i Roma

  21. Apokalypsy 13:5, 6 “Dia nomena lela miteny zavatra mihoampampana sy fitenenan-dratsy izy ary nomena fahefana mba hiasa roa amby efa-polo volana...

  22. Apokalypsy 13:5, 6 Ary nanokatra ny vavany hiteny ratsy an’Andriamanitra izy, dia ny hiteny ratsy ny anarany sy ny tabernakeliny, dia ireo mitoetra any an-danitra.”

  23. Nomery 14:34 1 ANDRO = 1 TAONA “…ny isan’ny andro… hosoloana taona iray.”

  24. Ezekiela 4:6 1 ANDRO = 1 TAONA “Ny andro iray no nataoko solon’ny herintaona ho anao.”

  25. 42 VOLANA = 1260 ANDRO x 30 andro 1260 TAONA

  26. 538 A.D.

  27. 538 A.D.

  28. 538 A.D. + 1260 TAONA 1798 A.D.

  29. 1798 A.D.

  30. Apokalypsy 13:3 “Ary hitako ny lohany anankiray, izay toa voa ka efa ho faty...”

  31. Lioka 5:21 “Fa ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo niara-nisaina hoe: Iza moa Ity miteny ratsy Ity? Iza no mahavela heloka, afa-tsy Andriamanitra ihany?’”

  32. Michael Muller “Misy olona mahavita mamela heloka eto an-tany, dia ny pretra Katolika izany.”

  33. The Pilot, May 29, 1915 “Ny pretra no mpanelanelana an’Andriamanitra sy ny olona.”

  34. Jaona 10:33 “Ny Jiosy namaly Azy hoe: Tsy asa tsara no itorahanany vato Anao, fa fitenenan-dratsy, satria olona ihay Hianao, nefa manao ny tenanao ho Andriamanitra.”

  35. The Catholic National, July 1895 “Tsy vitan’ny hoe solotenan’i Jesosy Kristy monja ny Papa, fa dia Jesosy Kristy mihitsy, mitafy ny voalin’ny nofo.”

  36. Studies In Church History, C. Lee, page 389. “Tamin’ny taona 1335 no nametrahan’ny Eveka Alvarez Pelayo ny foto-pampianarana hoe tahaka ny nitafian’i Kristy ny endrik’Andriamanitra sy ny endrik’olombelona,

  37. Studies In Church History, C. Lee, page 389. no tsy maha-olon-tsotra ny Papa ihany koa, fa Andriamanitra ety an-tany mihitsy.”

  38. Apokalypsy 13:4, 8 “Ary niankohoka teo anoloan’ny bibi-dia koa ireo ka nanao hoe: Iza no tahaka ny bibi-dia? Ary iza no mahay miady aminy?’

  39. Apokalypsy 13:4, 8 …Ary hiankohoka eo anoloany ny olona rehetra monina ambonin’ny tany, dia izay tsy manana ny anarany voasoratra eo amin’ny Bokin’ny fiainan’ny Zanak’ondry, izay voavono hatramin’ny nanorenana izao tontolo izao.”

  40. Apokalypsy 13:7 “Ary nomena fahefana tamin’ny fokom-pirenenna sy ny olona sy ny samy hafa fiteny ary ny firenena rehatra izy.”

More Related