1 / 87

Vol. 1

J ESOSY. HAFATR’I. ho an’ny. Andro farany. Vol. 1. “ Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20). S ABBATH M ORNING E VANGELISM.

chars
Download Presentation

Vol. 1

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. JESOSY HAFATR’I ho an’ny Androfarany Vol. 1 “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)

  2. SABBATH MORNING EVANGELISM

  3. FANAFODY AHAZOANA FAHASAMBARANA HO AN’NY TENA MANOKANA

  4. Izany no tadiavinao mihoatra noho ny zava-drehetra. Hitondra filaminan-tsaina ho anao eo anivon’ny tontolo mikorontana izany. Raisinao amin’ny alalan’izany ny fahatomombanana tsy voafetra.

  5. Jaona 3:5 “Jesosy namaly hoe: Lazaiko aminao marina dia marina tokoa, raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’Andriamanitra izy.’”

  6. Galatiana 3:27 “Fa na iza na iza ianareo no natao batisa ho an’i Kristy dia nitafy an’i Kristy.”

  7. Romana 6:3 “Tsy fantatrareo va fa na iza na iza isika no efa natao Batisa ho amin’i Krsity Jesosy dia natao Batisa ho amin’ny fahafatesany?”

  8. Marka 16:16 “Izay mino sy atao batisa no hovonjena, fa izay tsy mety mino kosa no hohelohina.”

  9. Matio 7:22 “Maro no hanao amiko amin’izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin’ny anaranao va izahay? Ary tsy efa namoaka demonia tamin’ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin’ny anaranao va izahay?”

  10. Matio 7:23 Tsy mba fantatro akory ianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko ianareo mpanao meloka!”

  11. Matio 7:21 “Tsy izay manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon’ny Raiko Izay any an-danitra.”

  12. Marka 1:9 “Ary tamin’izany andro izany dia tonga avy tany Nazareta any Galilia Jesosy ka nataon’i Jaona batisa tao Jordana.”

  13. Marka 1:10 “Ary raha vao niakatra avy teo amin’ny rano Izy, dia hitany ny lanitra nisokatra, ary ny Fanahy nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny.”

  14. Marka 1:11 “Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Hianao no Zanako malalako, Hianao no sitrako.”

  15. Dr. Stanley Christian Institutions, chapter 1, paragraph 2. page 19. “Nandritra ireo taonjato 13 voalohany dia ny fanaovana batisa izay hitantsika ao amin’ny Testamenta Vaovao ihany no nanaovan’ny ankamaroan’izao tontolo izao batisa, izany hoe …

  16. Dr. Stanley Christian Institutions, chapter 1, paragraph 2. page 19. ... Nifanaraka tamin’ny dikan’ilay teny hoe ‘baptize’, ka ireo izay natao batisa dia nasitrika, nalentika, ary natsoboka tao anaty rano.”

  17. Asa 8:36, 37 “…dia tonga teo amin’izay nisy rano; ary hoy ilay tandapa: Indro rano, ka inona moa no misakana ahy tsy hatao Batisa? Dia hoy Filipo:

  18. Asa 8:36, 37 Raha mino amin’ny fonao rehetra ianao, dia azo atao ihany. Ary namaly izy ka nanao hoe: Mino aho fa Kristy no Zanak’Andriamanitra.”

  19. Asa 8:36, 37 “Dia nasainy najanona ny kalesy; ary izy roa lahy, dia Filipo sy ilay tandapa, dia nidina ho eo amin’ny rano; dia nataony batisa izy.”

  20. Kolosiana 2:12 “Fa niara-nilevina taminy ianareo tamin’ny batisa, izay niarahanareo natsangana taminy koa noho ny finoana ny asan’Andriamanitra, izay nanangana Azy tamin’ny maty.”

  21. Romana 6:4 “Koa niara-nalevina taminy tamin’ny batisa ho amin’ny fahafatesana isika, mba ho tahaka ny nananganana an’i Krsity tamin’ny maty tamin’ny voninahitry ny Ray

  22. Romana 6:4 …no handehanantsika kosa amin’ny fiainam-baovao.”

  23. Romana 6:5, 6 “Fa raha nampiraisina taminy tamin’ny endriky ny fahafatesany isika, dia ho tahaka izany koa amin’ny fitsanganany...

  24. Romana 6:5, 6 fa fantatsika fa ny toetsika taloha dia niaraka nohombohana taminy hanimbana ny tenan’ny ota, mba tsy hanompoantsika ny ota intsony.”

  25. Marka 16:15, 16 “...Mandehana any amin’izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin’ny olombelona rehetra. Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina.”

  26. Matio 28:19, 20 “koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehatra , manao batisa azy ho amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina,…

  27. Matio 28:19, 20 …sady mampianantra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.”

  28. Asa 2:38 “...Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa...”

  29. 1 Jaona 1:9 “Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin’ny tsi-fahamarinana rehetra.”

  30. Asa 19:3, 4 “Ary hoy Paoly: Ho amin’inona ary no hanaovana batisa anareo? Dia hoy ireo: Ho amin’ny batisan’i Jaona.

  31. Asa 19:3, 4 Jaona nanao ny batisan’ny fibebahana ka nilaza tamin’ny olona hino Izay ho avy manaraka azy, dia Jesosy.”

  32. Asa 19:5 “Ary raha nahare izany izy, dia natao Batisa ho amin’ny anaran’i Jesosy Tompo.”

  33. I Korintiana 12:13 “Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy na jentilisa...”

  34. Kolosiana 1:23, 24 “...ahy Paoly ho mpanompo. Ankehitriny dia mifaly amin’ny fiaretako ho anareo aho, ary mahatanteraka ao amni’ny nofoko izay tsy vita…

  35. Kolosiana 1:23, 24 …tamin’ny fahorian’I Kristy ho an’ny tenany, dia ny fiangonana.”

  36. I Korintiana 4:17 “...ampianariko ao amin’ny fiangonana rehetra eny tontolo eny.”

  37. Asa 16:5 “Ary nihanahery finoana ny fiangonana sady nihamaro isan’andro.”

  38. Asa 2:47 “...Ary ny olom-bonjena dia nanampian’ny Tompo isan’andro ho isan’ireo.”

  39. Asa 7:38 “Izy ilay teo amin’ny fiangonana tany an-efitra…”

  40. I Tesaloniana 2:14 “Fa ianareo, ry rahalahy, dia efa tahaka ny fiangonan’Andriamanitra any Jodia izay amin’i Kristy Jesosy...”

More Related