1 / 68

Vol. 1

J ESOSY. HAFATR’I. ho an’ny. Andro farany. Vol. 1. “ Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20). S ABBATH M ORNING E VANGELISM. OLONA

torin
Download Presentation

Vol. 1

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. JESOSY HAFATR’I ho an’ny Androfarany Vol. 1 “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)

  2. SABBATH MORNING EVANGELISM

  3. OLONA AN-TAPITRISANY VERY NOHO NY TSY FAHATAKARANA NY FAMINANIANA

  4. Faly aho manolotra anao ny porofo azo antoka izay manamarina izany tranga izany”

  5. Jeremia 17:9 “Ny fo dia mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra sady manana aretina tsy azo sitranina; Iza moa no mahafantatra ny aminy?”

  6. Isaia 44:22 “Izaho efa nandevona ny fahadisoanao tahaka ny fandevonana ny zavona, ary ny fahotanao tahaka ny rahona; Koa miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho.”

  7. Efesiana 2:8, 9 “Fa fahasoavana no namonjena anareo amin’ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin’Andriamanitra.”

  8. Leighton Ford: “Tsy finoana ny fahatokiana raha toa ka tsy misy porofo, fa fanolorantena tsy misy fisalasalana kosa. Mandray anjara amin’ny fahatokiana ny eritreritra. Mandray anjara amin’ny faniriana ny fihetsehampo. Mandray anjara amin’ny fanolorantena ny sitrapo.

  9. Billy Graham, World Aflame, p. 153 Ny finoana izany no tonga asa, ary ilay asa dia fanehoana ny finoana amin’ny alalan’ny fanoloran-tena.”

  10. “Tsy afaka mikasika ahy ianareo, fa eo ambanin’ny fahasoavana aho!”

  11. Romana 6:14 “Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin’ny lalàna ianareo, fa ambanin’ny fahasoavana.”

  12. I Jaona 3:4 “Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna.”

  13. Romana 6:1-23 “Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin’ny ota ihany va isika hitomboan’ny fahasoavana? Sanatria izany!...

  14. Romana 6:1-23 fa fantatsika fa ny toetsika taloha dia niaraka nombohana taminy hanimbana ny tenan’ny ota, mba tsy hanompoantsika ny ota intsony…

  15. Romana 6:1-23 Ary aoka ho tahaka izany koa ianareo, ka ny tenanareo dia ataovy ho efa maty ny amin’ny ota, fa velona ho an’Andriamanitra ao amin’I Kristy Jesosy. Koa aza avela ny ota hanjaka amin’ny tenanareo mety maty hanarahanareo ny filany…

  16. Romana 6:1-23 Fa ny ota tsy hanan-kery aminao; fa tsy mba ambanin’ny lalàna ianareo, fa ambanin’ny fahasoavana... Fa fahafatesana no tambin’ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin’Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesosy Tompontsika.”

  17. Romana 6:14 “Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin’ny lalàna ianareo, fa ambanin’ny fahasoavana.”

  18. Romana 8:1 “Ary amin’izany dia tsy misy fanamelohana ho an’izay ao amin’i Kristy Jesosy, izay tsy nandeha araka ny nofo fa araka ny Fanahy.”

  19. “ Mialatsiny aho raha miteny izany aminao fa ianao mihitsy izao no mampianatra ny famonjena amin’ny alalan’ny lalàna fa tsy izahay.”

  20. “Oviana no nanomboka ny fahasoavana?”

  21. “Ampianarin’ny Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito hoe ny olona talohan’ny hazo fijaliana dia niandrandra fatratra ilay Mpanafaka izay ho avy ary novonjena tamin’ny alalan’ny finoana izay nandroso hatrany.”

  22. Romana 5:20 ‘Nefa teo amin’ny nihabiazan’ny ota no nihoaran’ny fahasoavana be lavitra.’

  23. Raha fotoana izany no resahana farafaharatsiny, dia tena telo avo heny noho ny anareo ny fahasoavana ampianarinay!

  24. Avy amin’ny Tompo irery ihany ny famonjena hatramin’izay ka hatramin’izao, ary raisina amin’ny alalan’ny fahasoavana irery ihany koa!

  25. Titosy 2:11 “Fa efa miseho ny fahasoavan’ Andriamanitra izay famonjena ny olona rehetra.”

  26. Genesisy 6:8 “Fa i Noa kosa nahita fitia (fahasoavana) teo imason’i Jehovah.”

  27. Eksôdôsy 33:12,19 “Kanefa Ianao efa nilaza hoe: Mahalala anao tokoa Aho, ary efa nahita fita teo imasoko koa ianao… Fa hoy kosa Jehovah: Izaho hampandalo ny fahatsorako rehetra eo anatrehanao;...

  28. Exodus 33:12,19 ... ka hanonona ny anaran’i Jehovah eo anatrehanao; fa hiantra Aho, ary hamindra fo amin’izay hamindrako fo.’”

  29. Ohabolana 3:34 “Na dia tsiratsirainy aza ny mpaniratsira, dia omeny fahasoavana kosa ny mpandefitra.”

  30. Asa 4:12 “Ary tsy misy famonjena amin’ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin’ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena.”

  31. “Notazonina ary tsy miovaova ny lalàna teo amin’ilay tanàna, ary faharoa, lalina sy tena marina ny fitiavan’ny mpanjaka ilay namany.”

More Related