1 / 80

Vol. 1

J ESOSY. HAFATR’I. ho an’ny. Andro farany. Vol. 1. “ Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20). S ABBATH M ORNING E VANGELISM.

hagen
Download Presentation

Vol. 1

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. JESOSY HAFATR’I ho an’ny Androfarany Vol. 1 “Sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao.” (Mat. 28:20)

  2. SABBATH MORNING EVANGELISM

  3. NY FIKATONAN’NY VARAVARAM-PAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA SY NY FAHOTANA TSY AZO AVELA

  4. Faminaniana arahana fampiharana ataon’ny tena manokana. Ahoana no ahafantaranao hoe nanao heloka tsy azo avela intsony ianao?

  5. Matio 12:31 “Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Hahazo famelan-keloka ny olona amin’ny ota sy fitenenan-dratsy samy hafa rehetra; fa tsy hahazo famelan-keloka ny olona amin’ny fitenenan-dratsy ny Fanahy Masina.” Faly aho satria miteny i Jesosy hoe ho voavela avokoa “ny fahotana rehetra”

  6. Genesisy 1:1, 2, 26 “Ary tamin’ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany… ary ny Fanahin’Andriamanitra nanomba tambonin’ny rano...

  7. Genesisy 1:1, 2, 26 “Andeha isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika…”

  8. 1 Jaona 5:7 “Fa misy telo izay manambara, dia ny Fanahy, ny rano, ary ny rà; ary mifanaraka tsara izy telo.”

  9. 1 Jaona 4:1 “Ry malala, aza mino ny fanahy rehetra, fa izahao toetra ny fanahy, na avy amin’Andriamanitra ireny na tsia.”

  10. 1 Korintiana 14:33, 40 “Fa Andriamanitra tsy tompon’ny fikotranana, fa tompon’ny fiadanana. Araka ny fanaon’ny fiangonan’ny olona masina rehetra … Aoka ny zavatra rehetra atao amin’ny fahamendrehana sy ny filaminana.”

  11. Matio 3:16, 17 “Ary raha vao natao batisa i Jesosy dia niakatra avy teo amin’ny rano niaraka tamin’izay Izy; ary indro nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin’Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala

  12. Matio 3:16, 17 … ka nankeo amboniny. Ary injao nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ity no zanako malalako Izay sitrako.”

  13. Asa 2:2-4 “Ary nisy feo tonga tampoka avy atany an-danitra, toy ny rivotra mahery mifofofofo, …

  14. Asa 2:2-4 Ary nisy lela maro mitarehin’afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin’izy rehetra isan’olona izany. Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra…”

  15. Efesiana 4:8, 11, 12 “...Raha niakatra ho any amin’ny avo Izy... Ary Izy no nanome ny sasany ho Apostoly, ary ny sasany ho mpaminany, ary ny sasany ho evanjelista, ary ny sasany ho mpiandry…

  16. Efesiana 4:8, 11, 12 … sy mpampianatra, ho fanatanterahana ny olona masina ho amin’ny asan’ny fanompoana amin’ny fiangonana, ho amin’ny fampandrosoana ny tenan’i Kristy.”

  17. 1 Korintiana 12:28 “Ary Andriamanitra efa nanendry ny sasany teo amin’ny fiangonana, voalohany Apostoly, faharoa mpaminany, fahatelo mpampianatra, manaraka izany dia fahagagana, dia fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, dia fanampiana, dia fitondrana, dia fiteny samy hafa tsy fantatra.”

  18. Asa 2:6, 8 “...fa samy nahare azy ireo niteny tamin’ny fiteniny avy izy rehetra.” “Koa ahoana no andrenesantsika amin’ny fitenintsika avy izay nahabe antsika?”

  19. “Andriamanitra tsy tompon’ny fikotranana.”

  20. Asa 5:32 “Ary izahay dia vavolombelon’izany zavatra izany, ary ny Fanahy Masina koa, Izay efa nomen’Andriamanitra ny manaiky Azy.”

  21. Jaona 14:15-17 “Raha tia Ahy ianareo, dia hitandrina ny didiko. Ary Izaho hangataka amin’ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, dia ny Fanahin’ny fahamarinana …”

  22. “ Tandremo ny didiko,” “Dia hanome ny Fanahy Masina Aho.”

  23. Jaona 14:21 “Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian’ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy.”

  24. 1 Jaona 5:3 “Fa izao no fitiavana an’Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny, sady tsy mavesatra ny didiny.”

  25. 1 Jaona 2:4 “Izay manao hoe: Fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny.”

  26. Romana 8:7 “Satria fandrafiana an’Andriamanitra ny fihevitry ny nofo; fa tsy manaiky ny lalàn’Andriamanitra, sady tsy hainy akory izany.”

  27. Jaona 16:13 “Fa raha tong any Fanahin’ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin’ny marina rehetra…”

  28. Jaona 9:28, 29 “...izahay mpianatr’i Mosesy. Izahay mahalala fa Mosesy no nitenenan’Andriamanitra; fa ny amin’izany Lehilahy izany, dia tsy fantatray izay nihaviany.”

  29. Asa 17:30 “Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron’ny tsi-fahalalana...”

  30. Jakoba 4:17 “Koa izay mahalala hanao soa nefa tsy manao, dia heloka ho azy izany.”

  31. Jaona 14:26 “Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina Izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.”

  32. Matio 28:19, 20 “Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra…sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo.”

  33. Jaona 16:7, 8 “...fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aminareo ny Mpananatra; fa raha handeha Aho, dia hirahiko ho aminareo Izy. Ary raha tonga Izy, …

  34. Jaona 16:7, 8 dia hampiaiky izao tontolo izao ny fahotana sy ny fahamarinana ary ny fitsarana.”

  35. Asa 24:25 “...dia raiki-tahotra Feliksa ka namaly hoe: Mandehana angaloha; fa raha malalaka, dia hampaka anao indray aho.”

  36. Hebreo 2:3 “Hataontsika ahoana no fandositra, raha tsy mitandrina izao famonjena lehibe izao isika...”

  37. Jaona 17:17 “Manamasìna azy amin’ny fahamarinana; ny teninao no fahamarinana.”

  38. 2 Petera 1:21 “Fa tsy nisy faminaniana avy tamin’ny sitrapon’ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin’Andriamanitra no nitenenan’ny olona araka izay nitondran’ny Fanahy Masina azy.”

More Related