1 / 15

FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2019

FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2019 Sokajy Tetikasa sy tanora (Action and Youth ) TAHAN-TSOROKA @ FAMPIROBOROBOANA NY FANJAKANA TSARA TANTANA IFOTONY FOTOTRY NY FAMPANDROSOANA TSY MANAVAKA MAMPIFANDRAY NY SEHATRA REHETRA KAOMININA 58 FARITRA ANDROY.

idaj
Download Presentation

FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2019

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. FIHAONAMBE AN-TAMPONY MOMBA NY MIRALENTA SY NY FAMPANDROSOANA 2019 SokajyTetikasasytanora (Action and Youth) TAHAN-TSOROKA @ FAMPIROBOROBOANA NY FANJAKANA TSARA TANTANA IFOTONY FOTOTRY NY FAMPANDROSOANA TSY MANAVAKA MAMPIFANDRAY NY SEHATRA REHETRA KAOMININA 58 FARITRA ANDROY RANOROMALALA LANTOHARITIANA OFFICE NATIONAL DE CONCERTATION SUR LA DECENTRALISATION MADAGASCAR “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  2. FAMINTINANA • Tahan-tsoroka natao teo @ Kamonina 58 , faritra Androy • Fampiroborobona ny fanjakana tsara tantana ifotony : fampandrosoana tsy manavaka mampifandray ny sehatra rehetramiainga @ miralenta • Faritra ANDROY : ambany ny tahan-mpandrosoana maha-olona misy fiantrakany @ vehivavy sy ny tanora , vondron’olona marefo • Mifanaraka @ ODD3; ODD4;ODD5; ODD16;mitarika @ ODD1;ODD2 “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  3. TANJONA • Fanatsarananyfombafitantananasy fametrahana ny politika fampandrosoana ifotony mirona @ miralenta eoanivon’nyKaominina 58 • Fampidiranasyfampitovinanany zo nyvehivavy –lehilahy–tanoraeoamin’nydingan’nyfampandrosoana • Fampidirananymiralentaamin’nytetikasarehetraeoanivon’nyKaominina • Fampifandraisananysehatrarehetra(fahasalamana-fampianarana-rano fisotro madio –fandriampahalemana)-mbahisyfiantrakanyeoamin’nyfanatsarananyfiainanan’nyolona “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  4. ASA NATAO • Fanombananasyfandrefesana tondro nyfitantananaifotonyanisan’izanyfandraisanaanjaran’nyvehivahy –tanora (fahavitrihany –faharisihana-fidirany) • Fametrahananyfampandehanananyrafitraifotonyfikaonan-doha (fampidirananyrehetrahifampiresaka @ fampandrosoana) (SLC) “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  5. ASA NATAO Famolavolana nytetikasafampadrosoananandraisan’nyrehetraanjara Fametrahananyfombafiasamirindra ho fanatsarananyservisy Fampiofanana–fanohananaakaiky “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  6. MPIARA-MIASA Sampandraharaham-panjakana +Solon-tenam-panjakana Kaominina Fokontany /fokonolona Mpamatsy vola PNUD Rafitraifotonyfikaonan-doha

  7. TETI-BOLA “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  8. IREO MPISITRAKA (MPAHAZO TOMBOTSOA) “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  9. FANARAHA-MASO SY TOMBANA • Tombana: misynyfanaovanatombanamialohan’nyasanataotamin’nyalalan’nytondronyfitantananaifotony • Famoahananylasitrafototra (cadre logique) nahafahananametrakanytondrohandrefesananyfiovanasyfampandrosoana –nametrahananytahirin-kevitranyfahombiazana (document de performance) • Fidinanaifotony ho fanaraha-maso • Tomban-ezakaniarahanatamin’nyrafitraifotonyfikaoanan-doha Fitaovana : fandrefesananytondrofitantananaifotony–Fiche de mission – Fiche d’évaluation –cadre logique par commune –plan de développement local inclusif et intégré “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  10. VOKATRA • Kaominina 58 manana SLC • Fiovan’ny fomba fijery eo @ fiaraha-monina (fandraisana anjaran’ny vehivavy ) • Miakatra ny taham-pandraisana anjaran’ny vehivavy (raha 0% dia lasa 28%) • Rafitra ifotony fikaonan-doha manana drafitrasa mirona amin’ny miralenta (fifanentanana eo @ fomba fihetsika mahomby eo anivon’ny fianakaviana) • Fahafahan’ny vehivavy misitraka ny servisy miantraika amin’ny fiainany(fahasalamana-fampianarana-fanjarin-tena) • 80%ny tetikasa dia mampiditra ny miralenta • Fahafahan’ny vehivavy mitondra fanakianana mahakasika ny fitantanan eo anivon’ny Kaominina • Fiovam-pijery eo amin’ny lehilahy (60% ny Ben’ny tanàna mankasitraka ny fampidirana ny vehivavy eo amin’ny fandraisana fanam-pahan-kevitra • Fampidiran’nykaomininaaoanatin’nytetibolamahakasikanyfihahiananyvehivavysytanora –vondron-olonamarefo “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  11. FANAMBY SY LESONA VOARAY “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  12. LESONA AZO TSOAHINA • Fametrahana ny rafitra ifotny fikaonan-doha :sehatra iray hidiran’ny vehivavy eo fandraisana anjara fanampahan-kevitra –sosialy –ekonomika • Fiaraha-miasa sy ny fandrindran-asa sektorialy • Fiofanana arahina tahan-tsoroka manakaiky ny tompon-andraikitra • Ny tomban-ezaka mialoha ny fametrahana tetikasa • Drafitrasa arahina lasitra ho fampiharana “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  13. FAHARETANA SY FANAPARIAHANA FAHARETANA • Fanamafisana ny fahaiza-manao ny mpikambana eo anivon’ny SLC • Fametrahana ny rafitra fanaovana fizohianasy tomban-ezaka • Fanavaozananydrafitrasaaorian’nyfizohianasynytomban-ezaka FANAPARIAHANA • Fitehirizanaireotsaranahitam-bokatra (capitalisiation des acquis) • Fifampidinihanaamin’nympiara-miombon-antoka @Kaomininahafa “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  14. DINGANA MANARAKA • Fampidiranaaoanatin’nydrafitrasaisan-taona PTA ny ONCD nyfanohizananyasa • Tahan-tsorokaataoamin’nykaomininaamin’nyfanatanterahananydrafim-pampandrosoana • Tahan-tsorokaataoamin’nykaomininaamin’nyfitadiavanaloharanom-bola • Fanoloranatolo-dalanahofampiakarananytaham-pandraisanaanjaran’nyvehivavy (quotas) ho @ fifidiananaben’nytanànamanaraka • Fanamafisananyfizohianasynytomban-ezaka “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

  15. MISAOTRA TOMPOKO “Voice and choice ! Fampahefananyvehivavy, adyamin’nyherisetra"

More Related