1 / 13

Mpitandrina Matihanina Famelabelarana - FPMA Bordeaux

Mpitandrina Matihanina Famelabelarana - FPMA Bordeaux. Ireo Teny Fototra Ao amin’ny Baiboly. Mpitandrina Matihanina Ireo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly. Ny Mpitandrina dia voatokana ho amin’ny asa fanompoam-pivavahana

plato
Download Presentation

Mpitandrina Matihanina Famelabelarana - FPMA Bordeaux

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. Mpitandrina MatihaninaFamelabelarana - FPMA Bordeaux Ireo Teny Fototra Ao amin’ny Baiboly

  2. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Ny Mpitandrina dia voatokana ho amin’ny asa fanompoam-pivavahana • TOY ny Levita – Lévite (Levi ou Levy) sy ny Mpisorona – Sacrificateur (Cohen)

  3. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Fa tendreo izy (Levita) hitandrina ny tabernakelin'ny Vavolombelona[ Dia ny Didy Folo ] sy ny fanaka rehetra ary ny zavatra rehetra izay momba azy; fa izy no hitondra ny tabernakely sy ny zavatra rehetra momba azy sady hanao fanompoam-pivavahana ao; ary manodidina ny tabernakely no hitobiany. Nomery 1.50

  4. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Ary indro, ny taranak'i Levy efa nomeko ny fahafolon-karena rehetra amin'ny Isiraely ho fananany noho ny fanompoana izay ataony, dia ny fanompoana ny amin'ny trano-lay fihaonana. Nomery 18.21

  5. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Mandidia ny Zanak'Isiraely mba hanome tanàna ao amin'ny zara-taniny avy honenan'ny Levita; ary homenareo tany manodidina ny tanàna koa izy.Nomery 35.2.

  6. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Mitandrema mba tsy ho foinao ny Levita amin'ny andro rehetra hiainanao amin'ny taninao. Deo 12.19. • Ary ny Levita izay ao an-tanànanao dia aza foinao; fa tsy manana anjara na lova eo aminao izy. Deo14.27

  7. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Ary ny fanatitra rehetra alaina amin'ny zava-masina rehetra aterin'ny Zanak'Isiraely, izay ateriny ho an'ny mpisorona, dia ho azy izany. Nomery 5.

  8. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Izay rehetra tsara indrindra amin'ny diloilo sy ny ranom-boaloboka ary ny vary, dia ny voaloham-bokatra aminy, izay ateriny ho an'i Jehovah, dia efa nomeko anao (Mpisorona) Nomery 18.12

  9. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Maneke ny mpitondra anareo, ka manoava azy; fa izy miambina ny fanahinareo araka izay tokony hataon'ny olona mbola hampamoahina, mba hanaovany izany amin'ny fifaliana, fa tsy amin'ny fisentoana; fa tsy hahasoa anareo izany. Hebreo 13.7

  10. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Aoka ny loholona izay mitondra tsara hatao tokony hahazo fanajana (honneur = honoraire) roa heny, indrindra fa izay mikely aina amin'ny teny sy ny fampianarana.Fa hoy ny Soratra Masina: "Aza manakombona ny vavan'ny omby mively vary hianao" (Deo. 25. 4). Ary koa: "Ny mpiasa miendrika hahazo ny karamany" (Lio. 10. 7). I Timoty 5.17-18

  11. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Tsy fantatrareo va fa izay manompo amin'ny zavatra masina dia mihinana ny zavatry ny tempoly, ary izay manompo eo amin'ny alitara dia miombona amin'ny alitara? Toy izany koa no nandidian'ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin'ny filazantsara. I Kor 9.13-14

  12. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian'ny fony avy, tsy amin'ny alahelo, na amin'ny faneriterena; fa "ny mpanome amin'ny fifaliana no tian‘ Andriamanitra"(Oha.22.8). IIKor 9.7

  13. Mpitandrina MatihaninaIreo Teny Fototra ao amin’ny Baiboly • Tsara ny mialoka amin'i Jehovah Noho ny mialoka amin'ny olona.Salamo faha-118.8

More Related