1 / 33

ambassadeur

ambassadeur. CLUB. ambassadeur. CLUB. NAHOANA NO NASIANA SAMPANA VAOVAO. ?. NY RAFITRA NAHAZATRA NITONDRANA NY DEPARTEMANTA TEO ALOHA. Misy sampana 3: Club Aventurier (klioban`ny Mpisantatra) 6 à 9 ans Club Explorateur (klioban`ny Mpisavalalana) 10 à 15 ans

dee
Download Presentation

ambassadeur

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. ambassadeur CLUB

  2. ambassadeur CLUB

  3. NAHOANA NO NASIANA SAMPANA VAOVAO ?

  4. NY RAFITRA NAHAZATRA NITONDRANA NY DEPARTEMANTA TEO ALOHA • Misy sampana 3: • Club Aventurier (klioban`ny Mpisantatra)6 à 9 ans • Club Explorateur (klioban`ny Mpisavalalana) 10 à 15 ans • Ainé/Jeune Adulte(Tanora zokiny/Zatovo Lehibe)16 à 35. - Club de leader - Club de chef guide

  5. Maro ny divisiona nahatsiaro fahabangana • Ho an`ireo tanora vao nahavita ny zavatra takiana ao amin’ny kilasim-pandrosoan’ny Mpisavalalana. • Vokatr’izany ny Fikaonan-dohan ny Mpitarika Tanora maneran-tany t@ 2001 dia nanapaka fa ankinina @ departemantan’ny tanora ao @ CG ny fanomanana tahirin-kevitra sy fitaovana hananganana sampana vaovao ahazoana manome fahafaham-po ny zavatra`ilain`ny tanora 16-21 taona ao @ fiangonana.

  6. ambassadeur Dia teraka teo ny Fikambanana(club) Ambasadaoro

  7. ambassadeur • Tsy mikendry ny hisolo • toerana ny Fikambanana JA akory ny Klioba Ambasadaoro • Fa kosa manamafy orina ny Asa fanompoana ny Tanora Zokiny ao @ fiangonantsika • Mametraka rafitra izay ahafahan’ny tanora 16 -21 taona handray anjara mavitrika ao @ fiangonany, eo an-toerana sy maneran-tany

  8. ambassadeur RAFITRA OFISIALY EO ANIVON`NY ASA MISAHANA NY TANORA ADVANTISTA

  9. ambassadeur MINISTERE DE LA JEUNESSE JUNIOR Tanora Zandriny • CLUB des AVENTURIERS 6 – 9ANS • CLUB des EXPLORATEURS 10 – 15ANS MINISTERE DE LA JEUNESSE AINE/JEUNE ADULTE Tanora Zokiny • Club des Ambassadeurs 16 – 21 • Club des Chefs Guide 16 – 35 • Club des Leaders 16 – 35 • JEUNE AINE/JEUNE ADULTE 22 – 35+ANS

  10. ambassadeur LE CLUB MOMBA NY KLIOBA

  11. ambassadeur MPIKAMBANA • 16+ ~21ans • Izay Nisafidy ny hivelona @ ireo fitsipi-piainana sy tari-dàlan’ny FAMAF

  12. ambassadeur HEVITRY NY FAMANTARANA MANOKANA NY KLIOBA • CLUB AMBASSADEUR

  13. Ny sorona nataon`i Jesosy no ivon`ny fifandraisantsika aminy Ilay hazo fijaliana eo @ bolatany dia maneho ny sorona nataony ahazoantsika fanantenana ny amin’ny ampitso vaovao sy tsaratsara kokoa (dieny ety an-tany @ alalan`ny fanompoam-pitarihana sy any @ tany vaovao @ fiaviany)

  14. Ilay boky mivelatra no fototry ny finoantsika ny fahalalana sy ny fomba fiainantsika Misokatra satria natao ho mpitari-dalana tsy miova sy mpiaradia amintsika mandrakizay izy Tokony ho zaraina @ ireo izay mandray azy amin-kalalahana

  15. ambassadeur

  16. ambassadeur Ilay loko mavo sy volom-boasary mifangaro dia maneho ny marainam-baovao manangasangan`ny fiainana mandrakizay izay hiseho aorian’ny haizin`ny fanandramantsika mandalo eto @ ity tany feno fahotana ity.

  17. TARIGETRA SY TENY BAIKO ambassadeur Ny Hafatra Advantista Maneran-tany ao amin`ny Taranaka misy Ahy Ny Fitiavan`i Kristy no Manery Ahy

  18. ambassadeur DECLARATION DE MISSION FANAMBARANA IRAKA

  19. ambassadeur Ny Klioba Ambasadaoro dia fandaminan`ny FAMAF natokana mba: - hanomezana fahafaham-po ireo filana ara-panahy, ara-piarahamonina sy ny fomba fiainan`ireo tanora ao @ sokaji-taona 16-20, - fanomezana azy ireo fanamby mba hanandrana sy hizara ny fifandraisana manokana @ Kristy - hampivelatra fomba fiaina mifanaraka @ finoany sy ny fiantsona azony, - hanome sehatra ho azy ireo ahafahany mampivelatra fisakaizana madio sy maharitra.

  20. ambassadeur PHILOSOPHIE FOTO-KEVITRA

  21. Ny FAMAF dia manolo-tena ny • hanao izay hahatakarana sy hanofanana ny tanorany ho @ fitarihana sy ny fanompoana ny taranak`olombelona. • Tsy fanitaranany Klioban`ny Mpisavalalana izany na ny faratampony. • Tsy mitovy ny endriky ny programa. Tsy misy endrika itovizany @lafiny rehetra na anatiny na ivelany(famantarana sns...). Afa-tsy @fanatanterahana ireo zava-takiana. ambassadeur

  22. ambassadeur IREO FOTOTRA FITO AMIN’NY FANDAHARAN’ASAN’NY AMBASADAORO

  23. Fampivelarana ny asa fitarihana@alalan`ny programa toy ny Chef Guide sy Fitarihana JA. • Fampivelarana ny asa fanasoavana ny fiarahamonina@alalan`ny fanofanana hiatrika asa sy voina. • 3.Fampivelarana ny ara-panahy@alalan`ny fitoriana mahazatra sy Ny nohavaozina. • 4. Fampivelarana ny lafi-piainana arakasa@alalan`ny fanofanana araka’sa misandrahaka sy voafaritra tsara.

  24. 5. Fampivelarana ny fomba fahazoana namana@alalan`ny fandinihana vondrona manokana ara-piarahamonina sy seminera fanomanana fanambadiana. • Fampivelarana ny toetra sy ny maha-izy azy@alalan`ny programa ankalamanjana sy setra avo (aventure) • Fampivelarana ny harem-piainana amin’ny fampiasana ireo asa manavanana isan-karazany lalindalina kokoa araka izay voasoritsoritra ao @ Manuel de Distinction( brevet-Honor) JA.

  25. ambassadeur OBJECTIFS TANJONA

  26. Manampy ny tanora hahatsapa fa tia azy ireo A/tra sy ny F/g , sy hankasitraka azy ireo @ireo talenta entiny manao ny asan`ny F/g. Ho hitan`izy ireo @izany ny fahatanterana @fahafenoany ireo fomba fiainany. • Hamporisika ny Tanora Zokiny hahita ireo talenta noraisiny tamin`A/tra ka hampiasa ny fanomezam-pahasoavana sy ny fahaiza-manao ananany hamitana ny adidiny amin`A/tra.

  27. Mitaona ny Tanora zokiny hanolotra ny lafim-pitiavany manokana an`A/tra @fampiraisany azy ireo ao @hetsika misionera isankarazany. • Atao izay aha-lohalaharana @fanorenana programa Ambasadaoro ny famonjena manokana ny mambra tsirairay sy izy rehetra.. • Manorina ao @endri-piainan`ny tanora fankafizana sy fahatakarana ary fitiavana ny voarin`A/tra @alalan`ny programan-na setra sy tadihatsaka voarafitra tsara

  28. Mampianatra asa mahavelona voafaritra tsara sy fialam-boly ho an’ ny tanora zokiny izay manampy azy ireo hanana tanjona sy asa fivelomana. • Mamporisika ny tanora hampivelatra sy hihazona ny vatana ho tomady @alàlan`ny endri-piaina feno hetsika sy herim-po ary tsy misy zavamahadomelina.

  29. Manome fotoana ny tanora ahafahany mampivelatra sy maneho ny hakingany @lafiny fitarihana. • Manone fotoana mety ho an`ny tanora lahy sy vavy, hahazoan`izy ireo hanana fifanakalozana any @hetsika mety tsara izay mitaona sy manamafy fifandraisana ety kokoa ho @fiainana.

  30. ambassadeur FANDAMINANA CLUB

  31. Fandaminana ny Club Ambassadeur • Mila hevitra @ Filohan’ny Departemanta • Mihaona @ Pastora /loholon`ny Fiangonana. • Manolotra ny drafitra @ komitin’ny Fiangonana. • Mampahafantatra ny Fiangonana • Miantso fivoriana manokana Sabata hariva.

  32. Fandaminana ny Club Ambassadeur • Mifidy komity mpanatanteraka madinika • Mandrafitra programa • Fisoratana anarana

  33. ambassadeur

More Related