1 / 94

ANTSO MAIKA ARA- PAMINANIANA

ANTSO MAIKA ARA- PAMINANIANA. Pr TED WILSON Filohan’ny Foibe Eran-tany. Ny Advantista mitandrina ny andro fahafito : Fihetsehana ara-paminaniana.

atara
Download Presentation

ANTSO MAIKA ARA- PAMINANIANA

An Image/Link below is provided (as is) to download presentation Download Policy: Content on the Website is provided to you AS IS for your information and personal use and may not be sold / licensed / shared on other websites without getting consent from its author. Content is provided to you AS IS for your information and personal use only. Download presentation by click this link. While downloading, if for some reason you are not able to download a presentation, the publisher may have deleted the file from their server. During download, if you can't get a presentation, the file might be deleted by the publisher.

E N D

Presentation Transcript


  1. ANTSO MAIKA ARA- PAMINANIANA Pr TED WILSON Filohan’nyFoibeEran-tany

  2. NyAdvantistamitandrinanyandrofahafito :Fihetsehanaara-paminaniana • Ryrahalahysyanabavyaoamin’iKristy , amin’ny maha- Filohan’nyFoibeEran-tanyahy , dia tenamatokyaho fa eoan-tanan’Andriamani-traityfiangonanaity . • Izy no Mpanorinaazy, Izy no Mpitarikaazy , Izy no kapiteny , Izy no Jeneraly , enyIzy no Lohany. • Izy no niaroityFihetsehanaitytamin’nylasa , Izy no manohanaazyisan’androankehitriny, lzy no hitarikaazyamin-keryamin’ny ho avy.

  3. NyAdvantistamitandrinanyandrofahafito :Fihetsehanaara-paminaniana • IlayMpamoronaantsika , IlayMpamonjyantsika , IlayMpanjakantsikaIzay ho avy dia Izy no hanyfanantenan’nyFiangonanaankehitriny , Izy no hanyfanantenan’nyFiangonanarahampitsosy ho mandrakizay. • Izy no nanorinaityFiangonanaity ho amin’nytanjonamanokanaarytsyhivaonaamin’izanytanjonanokasain’iKristy ho azyizanynyFiangonany.

  4. NyAdvantistamitandrinanyandrofahafito :Fihetsehanaara-paminaniana • Ny AMAF dia fihetsehana ara-paminaniananantsoinatamin’nyfombamanokana. • Tsyantokom-pinoanatahakaireofiangonanahafaisika. • Fihetsehanaavyamin’Andriamanitraamin’nyandrofaranyisika , • Ho amin’nytanjonamanokanaamin’izaoandrofaranyizao , • Mananahafatramanokana ho amin’izaoandrofaranyizao , • Hamitairakamanokanaeoamin’izaotontoloizao , amin’izaoandrofaranyizao.

  5. NyAdvantistamitandrinanyandrofahafito :Fihetsehanaara-paminaniana • Tsymidikaakoryizany fa tsymananafihaikananyFiangonana . • Tena mananatokoaizyaryamim-pahatsorana no ilazakoaminareonysasanyamin’izyirenyanio. • Eoanivon’irenyfihaikanairenyanefa dia miasaamin-kerynyFanahyMasinaaryazoantokanyfandresen’nyFiangonanaamin’nyfarany .

  6. NyTenan’i Kristy • HoyJesosyaoamin’iMat. 16 :18 :«…Aryambonin’ityvatolampyity no haorikonyfiangonakoarynyvavahadin’nyfiainan-tsi-hitatsyhaharesyazy». • Ityfiangonanaity dia tsyfandaminanana-tsangan’nytanan’olombelona…NyMpa-monjymihitsy no niteny fa Izy no nanorinanyFiangonany « arynyvavahadin’nyfiainan-tsi-hitatsyhaharesyazy». • Aoamin’ny 1 Kor 12 , nyfiangonana dia antsoinahoe « nyTenan’iKristy ».

  7. NyTenan’i Kristy • Aoamin’nyEfes. 5: «vadin’iKristy», • Aoamin’i 1 Pet. 2 , nyFiangonana dia «tranon’iKristy ». • Aryaoamin’ny 1 Pet. 2 :9 , nyapostolyPetera dia manambara fa nyvahoakan’ Andriamanitra dia « taranakavoafidy , fanjaka-mpisorona ,firenenamasina , olonanalain’Andrimanitra… »

  8. NyTenan’i Kristy VM p.13: «Nyfiangonana no tanànamimandan’Andriamanitra ,tanànafandosiranaizaynapetranyeoamin’izaotontoloizaomikomy. • Rahatsymahatokynyfiangonana dia mamadikaIlaynividynytaranak’olombelonatamin’nyran’nyZananilahytokanaizy. • Hatranyam-piandohana dia nisyhatranyolonamahatokynampijoronyfiangonanateto an-tany. • Tamin’nyvanim-potoanarehetra dia nanananympitilinyJehovah ,vavolombelonamahatokyteoamin’nytaranakaniara-belonataminy .

  9. NyTenan’i Kristy • «Nitondrahafatrafampitandremanaireompitilyireo, aryrehefanantsoinahametrakanyfiadianyizyireo ,dia nisyhafaindraynandrayny asa. • Nanaofanekenatamin’ireovavolombelonaireoAndriamanitra , ka nampiraynyfiangonanateto an-tanytamin’nyfiangonanaany an-danitra . • Nalefanynyanjelinyhanao asa fanompoana ho an’nyfiangonany , ka tsyafakahandresyazynyvavahadin’nyfiainan- tsyhita. »

  10. NyTenan’i Kristy • Tsymaintsyhandresymiarakaamin’iKristynyFiangonany . • Tsymbolaresyan’ady na oviana na ovianaJesosy . • Teoamin’nyhazofijaliana dia resytanterakanyherin’nymaizina . • Aoamin’nytobin’nympandresy no misyahysyianao…

  11. NyTenan’i Kristy • Nydevolyrehetra dia tsyafakasadytsy ho afakahisakananyfikasan’Andriamanitra ho an’nyFiangonany. • HandresynyFiangonan’iKristyamin’nyfarany . • Hamirapiratrahatranynyfahamarinanamandra-pahatanterakynyfaminanianaaoamin’nyApokalypsy 18 manaohoe « arynytanynohazavain’nyvoninahiny. »

  12. Fitomboanatsymampino ! • Teoamin’nytantaran’nyFiangonana , dia mananaporofomaroisika fa nandresynyherin’nyratsyhatranynyfahamarinana . • Kristy dia mitarikanyFiangonanyavyamin’nyfandresena ho amin’nyfandresena. • Mamelàahyianareohanambaratoe-javatravitsivitsymahatalanjona : • Tamin’ny 1863: advantista 1 ho an’nyolona356 000 teoamin’izaotontoloizao.

  13. Fitomboanatsymampino ! • Novambra 2013: advantista 1 ho an’nyolona400 eo ho eo. • Teo aloha dianila 107 taonanyfiangonanavaonahatratramambra 1 tapitrisa (1 million). • Ankehitriny , diamisyolona 1 tapitrisa no vita batisaisan-taona. • Olona 25 tapitrisa (25 millions) no mivavakaaoamin’nytranofiangonanamihoatrany 70 000 , aoamin’nyfirenenamihoatrany 200. • MiasaAndriamanitra , arymiasaamin’nyfombamahagagakoanyFanahyMasina !

  14. Nyzavatratenailaintsika ! • Nyfifohazana no zava-dehibesymaikaindrindrailaintsika. • Tatoanatin’nytaonavitsivitsy dia nantitranterin-tsikamafynymombanyfifohazana , ny fana-vaozanaarynyirakanampanaovinaantsika . • Nyhoefanavaozana dia fifohazan’nyfiainana ara-panahyisan’androaoamin’nyfoamam-panahin’nytsirairayavyamintsika . • Nyhoefanavaozana dia fanoloran-tenalalina , mikatsakanysitrapon’Andriamanitrasynyhankatòizanyeoamin’izayrehetraataontsika.

  15. Nyzavatratenailaintsika ! • Rehefamampilefitranysitrapontsikaisan’ andro, eoambanysitrapon’Andriamanitraisika dia izay no miterakafanavaozana. • AvyeoAndriamanitra dia manomeantsikafahazavan-tsainahahatakarantsikanyirakanampanaovinaantsika ,isam-batan’olona na amin’ny maha fiangonanaantsika . • Ary dia manolo-tenahanompoAzyisikaamin’nylafim-piainantsikarehetraamin’nyfanatanterahanaizanyirakaizany.

  16. Nyzavatratenailaintsika ! 1MC p.141: “Nyzavatralehibesytenamaikaindrindrailaintsikadianyfifohazan’nytena toe-panahyarakaan’Andrimanitraeoanivontsika. Nymikatsakaizany no tokonyimasoantsikavoalohany. Tokonyhanaoezakamafymihitsyisikambahandraisananyfitahian’nyTompo, tsy hoe tsysitrak’Andriamanitranyhanomeizany , faisika no tsyvononahandrayizany.”

  17. Nyzavatratenailaintsika ! “IlayRaintsikaany an-danitra dia vononanyhanomenyFanahiny ho an’ireoizaymangatakaizany , mihoatranohonyfanirian’ny ray aman-drenyeto an-tanyhanomezava-tsoa ho an’nyzanany. Fa anjarantsikanymamenonyfepetraaha-zoan’Andriamanitramandrotsakanyfitahiany, amin’nyalalan’nyfiaiken-kelokamiarakaamin’nyfanetren-tenasyfibebahanaaryvavakamafana. Amin’nyamin’nyalalan’nyvavakaihany no hahatanterakanytenafifohazana.”

  18. Nyzavatratenailaintsika ! • Fanambaranakantoloatraizany! • Zavatratenailain’nyfiangonanaankehitrinynyfifohazana , • Ambonin’izanyanefa dia nyfifohazana no tenailaintsikamaikaindrindraeolafim-piainantsikarehetra ,aryampaherezinaisikambahanaolaharam-pahamehananyfikatsahanaizany.

  19. Fanirian’nyfo ! • Ankehitriny dia tiakonymilazaaminareonyfanirianalalinaatoam-poko . • Rahatsyomban’nynyherin’Andriamanitraisika dia tsy ho vitaity asa ity. • Tsyafakanyhifanandrinaamin’nyherin’nyratsyamin’nyherin’olombe-lonaisika .

  20. Fanirian’nyfo ! • Amin’ny maha Filohan’nyFoibeeran-tanyahy , dia maniryindrindraahombahandraynyherin’nyFanahyMasinaeoamin’nyfiainakomanokana. • Mihoatranohonyzavatrarehetra dia faniriakonyhirotsahan’nyFanahyMasinaamin’nyfahafenoanymba ho famitananyasan’Andriamanitraeto an-tany , ary dia hiverinaJesosy , IlayFanantenantsika ! • Nyzavatratenailain’nyFiangonana dia :

  21. Fanirian’nyfo ! • Tsyfandaharan’asabebekokoa, • Tsyvolabebekokoa, • Tsyorin’asabebekokoa : tsyfitaovam-pifandraisananatranofanontam-bokybebekokoa, nadiatenamanananylanjanyazaireo . • Nyzava-dehibetenailaintsika , nyzavatratenamaikaindrindrailaintsikasytokonyhaha-dodonaantsikaindrindradianyfiro-tsahan’nyFanahyMasina .« Tsyamin-kerynaamin’nyfahatanjahanafaamin’nyFanahiko, hoy Jehovah Tompon’nymaro. »

  22. Ireofandaharanahitondrafifohazana : • Tianaovenyhiarakaamiko , hiarakaamin’ireompitarikanyFiangonanaadvantistasyireomambramaneranaizaotontoloizao , hanetrynyfontsikaeoanatrehan’Andriamanitra,hivavakaamin’nyfontsikatokoa , hikatsakanyfirotsahan’nyRanonoranamivatravatra dia nyFanahyMasina ? • Tianaovenyhiarakaaminayhitalahoamin’Andriamanitrambahandrotsahanyamin’nyfahafenoanynyfitahianaavyany an-danitra ?

  23. Ireofandaharanahitondrafifohazana : • Tianaovenyhitadyan’Andriamanitramiarakaaminayaoamin’ny Division , aoamin’ny Union , aoamin’ny Fédération, aoamin’ny Mission… , aoamin’nyfiangonanamisyanao ? • Tianaovenyhitalahoamin’Andriamanitraaoamin’nytarikamadinikamisyanareo , aoamin’nyfianakavianareo ? • MiantsoantsikaAndriamanitrambahanolo-tenalalindalinakokoaamin’izaoorafaranyamin’nytantaran’nytanyizao.

  24. Ireofandaharanahitondrafifohazana : • Tsyfotoanafanaovanaantsirambinaintsonyizao. • Izao no fotoanan’nyfanoloran-tenatanteraka ho an’iKristy . • Tonga nyfifohazanarehefamanokanafotoanahivavahanasyianarananyTenin’Andriamanitraisika . • Izanyindrindra no anton’ireofandaharana :

  25. Ireofandaharanahitondrafifohazana : • 777 • 111 • Havaozin’nyTeniny • FianarananyLeson’nySekolySabata • NyFivoriam-bavaka • Ahitanafifohazanaanyamin’nytoeranamaro. • Mirotsakaamin’ ireotanoramitadyan’Andriamanitraamin’nyalalan’nyvavakanyFanahyMasina .

  26. Ireofandaharanahitondrafifohazana : • Mirotsakaamin’ireotanoramianatranyTeninysadymijoro ho vavolombelon’nyAnarany. • Mampaheryahynymahitatanoramanolo-tenatanterakaamin’nyasan’iKristy.

  27. Ireovokatrynyfifohazanasyfanavaozana • Mitarikaantsikahijorovavolombelonanyfifohazanasyfanavaozana. • NyfanavaozanadiahitarikaantsikamandrakarivahitorynyFilazantsara . • Tsymisytenafifohazana marina rahatsymisyfanirianalalinahamonjyfanahy.

  28. Ireovokatrynyfifohazanasyfanavaozana • RehefamiasaaoanatintsikaAndriamanitra , dia hanaozavatraamin’nyalalantsikaIzy • Arymanaozavatraamin’nyalalantsikaAndriamanitrasatria te-hiasamiarakaamintsikaIzy. • Koa dia afakamitenytahakaan’iPeterakoaisikamanaohoe :

  29. Ireovokatrynyfifohazanasyfanavaozana • Asa 4: 20:« Fa izahaytsymaintsymilazaizayzavatraefahitanaysyrenay. » • Miarakaamin’iPaoly dia afakamanam-barakoaisikahoe : • Rom.1:16:« Fa tsymenatranyFilazan-tsaraaho , fa herin’Andriamanitra ho famonjenaizayrehetraminoizany…» • Miarakaamin’nyApostlyJaona dia hoyisikahoe : • 1 Jao 1:3« Izayefahitanaysyrenay no ambaranayaminareo. »

  30. Fijoroanavavolombelonatsymisyhery • Rahatsymisyfifohazanasyfanavaozana dia tsyhanan-kerynyfijoroantsika ho vavolombelona. • Kelyfotsinynyvokatraazoamin’nyfitoriananyFilazantsaratsyombam-pifohazana. • Nyherin’nyFanahyMasinaireryihany no afakahanohinanyfosyhanovafiainana. • Asan’nyFanahyMasinanymanovanyfo.

  31. Fijoroanavavolombelonatsymisyhery • Nanambaraizanytamin’nyfombamazavanympanompovavin’nyTompo : «hoynyTompohoe : tsyamin’kery na amim-pahatanjahana fa amin’nyFanahiko». • Nyfiaraha-miasanyolombelonaamin’nylanitra no hamitananyasan’Andriamanitra.

  32. Fijoroanavavolombelonatsymisyhery • R&H (4 Juillet 1893):«Ireoizaymihevitra fa mahavitatena dia mety ho mafanafoamin’nyasan’Andriamanitrarahajerenaivelany , kanefarahatsymananafiainam-bavakaizyireo dia tsyhisyvokanyny asa ataony. • Engaanie ka hampifantokanyfijerinyeoamin’Ilayanjelymitondranyfandoroanaditin-kazomanitraeoamin’nyalitaravolamena ,eoanatrehan’nyavanamanodidinanysezafiandriananaizyireo.

  33. Fijoroanavavolombelonatsymisyhery • «Ho hitan’izyireo fa nyvavakasynyezakaataontsika dia tsymaintsyomban’nyfahamen-drehan’iJesosy fa rahatsyizany dia tsymisyilanaazytahakanyfanatitr’iKainaizany. • Rahambaazontsikaataomantsynymahitanyasan’olombelonatahakanyahitan’Andria-manitraazy , dia ho fantatsika fa ny asa tanterahinaamim-bavaka , hamasinin’nyfahamendrehan’iKristyireryihany no afakahisedranyfitsarana .»

  34. Fijoroanavavolombelonatsymisyhery • Rahatsyarahanafijoroanavavolombelonanyfifohazanasyfanavaozana dia manjarykabaryambonyvavahadymifototraamin’nyfihetseham-po fotsinyaryfarany dia matytanteraka . • Izany no mahatongaireoezakafitorianaataon’nyFiangonanaankehitriny . • Nymambratsirairay dia iraka , vavolombe-lon’nyAvoIndrindra , nantsoin’ Andriamani-trahizaranyfinoany .

  35. Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Najoron’nyFiangonanailaytetik’asa «Iraka ho an’nytanàn-dehibe» mbahanatraranaireoolona an-tapitrisamoninaaoamin’ireotanànalehibeindrindramiisa 650 etoamin’izaotontoloizao. • Tamin’nytaonalasa dia nananatombontsoanandrayanjaratamin’nyfitoriananyFilazantsara tao New York aho. • Nisy 400 nytoeram-pitorianatamin’izany .

  36. Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Mpitandrinasympitantan’asaavyamin’nyFiangonantsikaeran’izaotontoloizao no tongatao New York nitorynyTenin’Andriamanitra . • NohonyHerin’i Kristy diamisyakonymahatalanjonanyfiaraha-miasan’nympitandrinasynylaika . • Aman-jatonynylaikanahazofiofananatamin’izanyfombafiasaizany ka nahazoan’ izyireonampiasanyfanomezam-pahasoa-vananomen’Andriamanitraazy :

  37. Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Fitorianaamin’nyalalan’nyhetsikaara-pahasalamana , asaataoeoanivon’nytanora , fampianaranabaiboly , fizaranalahatsoratra , asafitorianaataon’nylaika , fitorianaamin’nyhavanaaman-tsakaiza , fivorianaanasanaolona . • Vokatr’izanyezakalehibeizanydianisyolona4 000 no vitabatisa.

  38. Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Tanàn-dehibemaroeran’izaotontoloizao no nanaovanaezaka , nahazoanavokatratoyizany. • MiasaAndriamanitraamin’ireotanàn-dehibetoaan’i Londres, Tokyo, Manille,Moscou, New York, Nairobi, Johannesburg, Indianapolis, Kinshasa, Lagos, Luanda, Sydney, Paris, Bombay, Le Caire, São Paulo, Mexico, synymarohafakoa. • Amin’arivony no vitabatisaarymbolafiando-hanaihanyizany.

  39. Fitorianaamin’nytanàn-dehibetatoamin’nydivizionamisyantsika ! «Luanda ho an’iKristy » (Angola): -Isan’nyfivorianatany an-tokan-trano : 50 000 , -Isan’nyvitabatisahatramin’izao: 47 000 , -IreoolonalianamanarakafianaranaBaiboly : 200 000.

  40. Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Tamin’nyfivorian’nykomitin’nyfoibeeran-tanytamin’nyfaran’nytaonateo dia lanyilaytetik’asafitoriananyFilazantsaramaneran-tanyhametrahanaadvantistaamin’nytanàna 500 mananamponinamihoatrany 1 tapitrisaizaytsyahitanaafatsymambraadvantistavitsy dia vitsy . • Nyankamaroan’ireotanànaireo dia aoanatin’ilayantsoinahoe «fenêtre 10/40».

  41. Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Maroamin’ireotanànaireo no tsyazoanaovanafijoroanavavolombelonamivantana na fitoriananyFilazantsaraamorianaolona. • Lehibetokoanyfihaikanambahanatrarananymponinaamin’irenytanànaireny , kanefanyAndriamanitsika dia lehibelavitranohoizaymety ho fihaikanarehetraarytsytakatrynysaintsikanyfitiavanynymponinaaoamin’irenytanànaireny. • Tohinanyfontsikanohoireomponina an-tapitrisanytsymahalalaan’iKristysynyfahamarinana ho amin’izaoandrofaranyizao .

  42. Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Hametrakafombaahazoanamijorovavolombelona aman-jatonyisika (centres d’influence) , toynytranofamakiam-boky , ivon-toeranamombanyfahasalamana , toeram-pisakafoananatsymisyhenaarykoafombamarosamyhafaahazoanamanatonanyolonaaoamin’irenytoeranasarotraidiranaireny.

  43. Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Ankoatrany «Ezaka an-tanàn-dehibe», dia hametrakalamin’asafenomombanyfahasalamanaisika , amin’nyfanarahananyohatranomen’iKristy. • AmporisihananyFiangonanatsirairaymbahanao asa ombam-pitiavanaamin’nyanaran’iJesosy ,eoanivon’nyfiaraha-moninamisyazy…

  44. Fitorianaamin’nytanàn-dehibe • Amin’nytaona 2015 , ny FAMAF tsirairay, nytoeram-piasana (Institution) tsirairay dia amporisihanaihanykoahampiasanyfanomezam-pahasoavanaanananymombanyfitsaboanambahiasaeoanivon’nyfiaraha-moninamandritranyherinandromanokana ho an’nyfahasalamana.

  45. Vokatramahatalanjona • Fenoheryny asa ataon’Andriamanitraaoamin’ityFiangonanaity ka indraindrayaho dia tenatalanjonamihitsy. • Betsakanyzavatraazoambara fa nyfotoanantsika no tsyampy. • Nytetik’asa «IlayFanantenanaLehibe» dia ahitantsika fa miasaamin’nyfombamaheryvaikaAndriamanitra :

  46. Vokatramahatalanjona • Teoam-piandohana dia boky 50 tapitrisa no nokasaintsika ho zaraina ; • Tamin’alalan’nyfinoana dia novaina ho 100 tapitrisaizany . • Fa nohonyherinysynyfahasoavany dia mihoatrany 140 tapitrisanybokyvoazarantsika – voazaranareo ! • DerainanyTomponohoizanyfitomboanatsymampinoizany.

  47. Vokatramahatalanjona • NybokyHeryMifanandrinamantsy dia nambaran-dRamatoa Ellen White fa tokonyhaparitakamihoatranohonybokyhafarehetra . • Olona an-tapitrisanymaro no mamakyizanybokyizanyaryhanovazavatrabetsakaizany . • Mampaherynymahafantatraizany

  48. Miatrikafihaikanagoavana • Amin’nymaha-Fiangonanaantsikaanefadiamiatrikafihaikanagoavanaisika . • Iretomisyefatratenamahavelon’ahiahyamin’nyfombamanokana . • Tsorikoanefa fa tsynymambranyFiangonanarehetra no tratran’izany,saingymetyhampidi-doza ka izany no mampiasasainaahy.

  49. Miatrikafihaikanagoavana • Mitamberinaao an-tsaikonyfampitan-dremananomen’nyapostolyPaolynyloholom-piangonanataoEfesosyrahahoyizy : • “Ka tsymbanafenikoizaymahasoa , fanambarakosynampianarikoanareo …” Arydiambolanampiany hoe : • “Fatsynafenikoanareo ,fanotorikotaminareoavokoanysainarehetranatolotr’ Andriamanitra.” (Asa.20:20,27 )

  50. Miatrikafihaikanagoavana • Amin’nymaha-Mpitandrinanympinoadvantistamaneran-tanyahy , nyfitiavakonyFiangonanasyfijoroako ho mahatokyamin’nyTenin’Andriamanitradiamaneryahyhizaraaminareonysasantsasanyamin’nyahiahiko. • Iretoàryireotoe-javatraefatratenamahave-lon’ahiahyeoamin’nyFiangonanaankehitriny. • Metymahitahafaankoatraireoianareonefamanasaanareoahohandinikalalinairetoefatraireto :

More Related